Bord de Mahajanga
bord de mahajanga, lay tanana mamiko, tanindrazako tiako, madagasikara madagascar my beloved country, come to visit it and you will be happy. Toerana mamy sy manantantara misy fitiavana sy fiadanana
Saturday, September 09, 2006
Baobab Malaza


Friday, September 08, 2006

Bienvenue au senat frantsay
Ity zany pejy ahafahanao manao recherche momba ny lahatsoratra rehetra nodinihana tao @ senat. Ilaina tokoa ity mba ahafahana manaraka ny mombamomba ny legislation frantsay. Afaka jerenao ao izao ny momba ny immigration, ny cooperation, sy ny maro hafa koa. Dia mankasitraka zay mamaky e.