Friday, September 08, 2006


Bienvenue au senat frantsay
Ity zany pejy ahafahanao manao recherche momba ny lahatsoratra rehetra nodinihana tao @ senat. Ilaina tokoa ity mba ahafahana manaraka ny mombamomba ny legislation frantsay. Afaka jerenao ao izao ny momba ny immigration, ny cooperation, sy ny maro hafa koa. Dia mankasitraka zay mamaky e.

0 Comments:

Post a Comment

<< Home