Wednesday, June 14, 2006


chat Commands: hoan'zay te hilalao chat de reto ny commands azo ampiasaina mba hitsidihana sy handefasana msg ]@ chat irc. Izy it moa zany tsy mande raha tsy @ chat irc, ny java sy ny hafa de tsy mety loatra. de mazotoa daholo e