http://mb-soft.com/believe/ ahitanao ireo fotopinoana sy fampianarana voalahatra araky ny sujets: ohatra finoana, fanahy masina,famonjena... tena ilaintsika izay te handalina tokoa ny tenin'Atra.
http://newlifeinternational.faithweb.com/StudyTopics.html inty koa ahitana ireo fotopinoana kristiana voazarazara arakaraky ny lohahevitra, nangonin'i CRAIG & KATHY LEWIS ao amin'ny New life International
http://www.geocities.com/paulmizzi/ Teny fampaherezana fohy mety hahaliana nangonin'i Pr Paul Mizzi
http://www.bible-history.com/ ireo porofo aratantara isankarazany sy ireo tantara mifanaraka @ vaninandron'ny baiboly. lahatsoratra sy fampianarana maro isankarazany ary fitaovampianarana baiboly
http://sim74.kenrickparish.com/digital.htm#etexts ireo lahatsoratra isankarazany voatahiry (numerique) nangonin'i John L Gresham ( A GUIDE TO RELIGIOUS STUDIES RESOURCES ON THE INTERNET )
http://hebrews132.homestead.com/studytools.html fampianarana theolojika, apologetika sy diksionera voakilasy aratsokajiny
http://www.ntgreek.net/fianarana teny grika n'ny testamenta vaovao ary koa http://www.ibiblio.org/koine/greek/lessons/ sy http://www.theology.edu/greek01.htm
http://www.perseus.tufts.edu/cgi-bin/enggreek milina fanaovana fitadiavana dikateny anglisy ho amin'ny grika (ohatra fanandramana ny teny hoe love dia nomeny dikateny grika 309) ka afaka jerena ny fanazavana ny teny sy ny tsipelina
http://www.sermonindex.net/ ahitanao horonampeo toriteny isankarazany azo henoina sy telechargena. (@ teny anglisy mazava ho azy) toy izany ihany koa ireto http://www.sermonaudio.com/ sy http://sermons.christiansunite.com/