Saturday, September 09, 2006

Baobab Malaza

  Baobab malaza mampa majunga an'i majunga. Mbo maitso tsara mitsy le baobaby millenaire. Io efa nahita razamben'razambentsika ary mbola ao ziska zao. Nisy anankiraiky moa raha misy mahafantatra le eo akaikin'ny Bonnet et ses fils, izay efa maty amizao, fa i baobab bord no sis tavela , de ny eny androva koa moa mbola mis baobab efa tranainy ihany koa. Io aloha raha ny fahitako azy dia patrimone culturel sy naturel ka tokony harovana tsara. Posted by Picasa

0 Comments:

Post a Comment

<< Home