Tuesday, May 11, 2010

Afaka matory n’aiza n’aiza zao no lamaody … mahasalama … mahaelavelona

Mba manaova siesta ihany ianareo ry zareo na dia mafana dia mafana aza ny adiseza politika ao amin'ny tanàna ao.

Tsika matetika milaza ratsy foana izay zavatra avy any @ tantsinanana any, fa ty kosa hitako hoe tena mety amintsika mihitsy halaina tahaka. Sady mahasalama no mampiakatra ny productivité

Soa fianatsa

Jereo ato ny modely tsara arahana ...http://www.nuffy.net/funny-pics/chinese-can-sleep-anywhere.html

 

Reto ny sombitsombiny, fa atsy jerena izy rehetra

Ny mpivarokena, tonga de miondakena mihitsiny ... araka lay fitenintsika gasy azy zay

Ny polisy reraka koa tokony matory, fa manjary manotra be raha reraka loatra

Ny fianakaviana ray manontolo, samy mandray anjara avy

:)

Revirevy

source: http://www.nuffy.net/funny-pics/chinese-can-sleep-anywhere.html

0 Comments:

Post a Comment

<< Home