Wednesday, April 11, 2007

Les projets à La Défense - Tour Majunga

 Somary gagagaga ihany aho nahita an'ity projet goavana ity etsy @ la Défense.

Ny tena nanaitra de ilay anarana tour nantsoina hoe "Majunga". Tena voninahitra lehibe ho an'ny tanànantsika ny findramana izany anarana izany homena an'ity tour goavana be ity. Manantena aho ireo izay nifidy izany anarana izany mba ho tena ho heniboninahitra noho izany.

Ahoana hoy anao?

 

Investisseur : Unibail

Architecte : Pierre Viguier

Pomoteur : Unibail

Surface : 65 400m²

Livraison : 2011 ?

Localisation : Derrière la tour Ariane ? Puteaux

Hauteur : 180 mètres ?

 

Source: Les projets à La Défense - Defense-92.fr