Monday, June 27, 2005

Lalana alehako isanandro mandeha mamonjy stage.Tazana ry aloha ry building cit� iray tsy maintsy andalovana Posted by Hello

Riding my bike: Posted by Hello

Ato zany no misy anle hoe Donam izay anaovanay stage. Tena mandreraka sy mahasosotra le ao fa atao ahoana fa tsy maints miafy aloha fa rahat tsy izany tsy mahazo diploma. Posted by Hello