Ireo site tiako @ teny frantsay:
http://topchretien.com
site web kristiana avy any Quebec feno dia feno ahitana zavatra betsaka tokoa ohatra
fotsiny radio, carte postale, annonces, forum, chat, fampianarana, vaovao, temoignages
sns...tsy voatanisako fa de samia mijery e .hihi
http://www.topchretien.com/versets/
raha te handefa web carte postale tsara tarehy, tena tsara ne zany e...sady misy
versets
http://www.enseignemoi.com/
ity ray ty de raitra be ny endriny, tsara voatra ary feno tokoa tahaka io ambony
io. izy ndray moa dia sehatrasa nifarimbonan'ny tanora kristiana 4 ao Frantsa
http://www.baiboly.org
: raha mila baiboly afaka anaovana fizahanteny ianao de io no antsika. Zoky Mahefanirina
RAKOTOMALALA moa no niandraikitra ny fanatontosana azy. raha mila @ tenimpirenena
hafa dia http://www.biblegateway.com/
http://paroledevie.org/
: Site izay ahitana lahatsoratra maro isankarazany, fampaherezana, fampianarana,
fampitandremana...
http://bibliste.com/
natokana ho an'ny mpianatra mandinika ny baiboly, isika rehetra izany. ahitanao
fandinihana sy commentaires vitsivitsy ny boky ao @ baiboly ary lahatsoratra isankarazany.
http://sentinelle.org/
site web ahafahanao mihaino fampianarana mivantana karakarain'ny eglise evangelique
baptiste de Montauban sy ny fiangonana Baptiste du centre Lille izay misy ahy.
http://foibiblique.com/
ireo fotokevitra maro isankarazany mahaliana, fampianarana, ireo fombafomban'ny
fiarahamonina izay tsy mifanaraka @ tenin'Atra (oh: halloween,harry potter,pokemon,
medecine douces, homosexualit� sns...)
http://www.autre.net/graines/ tantara
fohy sy teny fampaherezana isan'andro, toi ireny bonne semence mahazatra antsika
ireny fa saingy sur page web.
http://www.croixsens.net/index.php
ahitana etudes bibliques mahafinaritra sy lahatsoratra sy commentaires mahaliana
tokoa
http://www.vigi-sectes.org/
raha te hahalala lalindalina tokoa momba ireo sectes maro isankarazany ianao. misy
temoignages ihany koa.
toy izany ihany koa ny http://www.info-sectes.org/
http://www.bn48.org/ site
n'ny assemblee evangelique la bonne nouvelle Mende Mozere. Ahitanao fampianarana
tsotra fohy sy mora vakiana
http://www.cheminementspirituel.net/
ahitanao boky azo vakiana sur web,toriteny afaka henoina mivantana sy poemes nosoratan'ny
kristiana jiosy Hectorine Duclos
http://www.prestoweb.ca/12vxpaq/31resurr.html
Nitsangana t@ maty tokoa ve Jesosy, ity pejy ity de mamintina ireo hevitr'olona
maro samihafa ny @ fiheverany momba ny fitsanganan'i Jesosy, ary manome antsika
ny porofo nasehon'ireo nahita maso araka ny tenin'Andriamanitra
http://www.levangelisation.com/ momba
ny fitoriana filazantsara
