Fampianarana informatique débuttant @ alàlan’ny sary. Maimaimpoana (saingy@ teny anglisy)
Araka ny fangatahan’ny namana teto hoe, mba aiza ny toerana ahitana cours na fampianarana informatique. Dia indro omeko anareo ity rohy ity izay misy fampianarana tsotsotra informatique ho an’izay tena vao manomboka. Hitanao ao ireto:
MICROSOFT OFFICE
Access , 2003 , Access , 2007 , Excel , 2003 , Excel , 2007 , PowerPoint , 2003 , PowerPoint , 2007 , Publisher , 2003 , Publisher , 2007 , Word , 2003 , Word , 2007
OPENOFFICE.ORG
Base , 2.x , Calc , 2.x , Impress , 2.x , Writer , 2.x
WEB LAYOUT
WEB PROGRAMMING
MySQL , Basics , PHP , Basics , Perl , Basics
In Pictures: Online computer tutorials based on pictures. Free.
Aza mbola mandeha lavitra aloha, inty koa eto site anankiray mampianatra informatique @ alàlan’ny illustration tsara. Na dia @ teny anglisy aza ilay izy, ireo captures d’ecran iscankarazany dia manampy tokoa @ fianarana. Somary efa lavidavitra kokoa ny zavatra ampianariny: PowerShell , VMware , Server , Xen , Virtualization , Windows , Server 2008 , Security+ , Ubuntu , Linux , Ubuntu , Desktop , Fedora , Linux , Fedora , Desktop , OpenSUSE , Desktop , C# , Visual , Basic , MySQL , PHP , JavaScript , Ruby , Windows , Networking , Web Development ,
dia mankafiza ary
Dr N.RHEVI