Tuesday, March 27, 2007

Ireo pejiko hafa

Niezaka ihany aho nametraka ireto rohy ireto teto @ ity blaogy ity, sa somary mbola sahirankirana @ fanaovana izany, ny fotoana koa moa tsy dia ampy loatra hikirakirana itony fitaovampifandraisana itony. Ka angamba ny fomba hitako maika sy azo iafiana aloha dia ny mametraka izany ato amin'ity artikla ity. Koa dia mahazoa fahafinaretana avy.

 

Ireo pejiko hafa

Ireo pejy tiako

Kilalao Kely

Copyright © 2005 Tonga soa eto @ rhevi manja | Design by N. Rhevi © / Rhevi Free

0 Comments:

Post a Comment

<< Home