Thursday, August 24, 2006


http://gasylive.free.fr/ Aza gaga ianareo fa fanandramana fotisny ity, satria manokatra bilaogy vaovao ao @ gasylive isika. Ka dia test fanandramana ihnay ity mba hijerena hoe tonga any tokoa ve le post. Manahoana ihany na izany aza. Ny sary raha fakafakaina dia sary ranomasina. Ranomasin'i mojanga. Raha mahamarika anareo ka mahalala ny toerana dia eo @ bord io sary io. Ny tena mampiavaka ity helidranon'ny betsiboka ity moa dia ny fisian'ny fotaka antapitrisan'taona mivarina ao aminy entiny avy any antendrombohitra (haut plateau). Raha mandinika tsara anareo dia mahatsikaritra fa mena tokoa ny vato sy ny tany eo ambany. Dia mankafiza re tompoko

0 Comments:

Post a Comment

<< Home