Friday, July 07, 2006


Stephanie D Wilson
Izy izany no astronaute mainty voalohany niakatra any amin'ny ambony tsy takamaso any. Tena mahafinaritra tokoa izany, Jereo eto moa ny mombamomba azy, ny fianarana nataony sy ny sehatra efa nandalovany. Injeniera ramatoa, ary mikirakira charge sy hetsika. nianatra tao Harvard, efa niasa tao @ Martien Marietta Astraunotics,

0 Comments:

Post a Comment

<< Home