Thursday, September 08, 2005

Braderie Lille 2005. Alina mo zahay vao nahita braderie;de hoatrzao ny ambiance @ 23h du soir. Ny tena mampalaza an'le braderie ko mo zany de ny fihinanana moule a gogo. Ben zahay moa zany de tsy nahavoa loatra t@ iny. Betsaka ny entana tao fa ny tena mo tsy nanana garaba nanangonana anle iz fa de ze mba tazana no narapaka haingana. Ny tena mahagaga de ny mahita olona mivarotra ny fananana rehetra ao antranony. raha jerena ny fatin'entana avoakany eo de mampanontany tena hoe mbola misy tavela ve any antrano?? Nefa de @ herintaona hoatr'zao de feno ihany ny etalage...tena ataon' vazah inn ary reny fatin'entana renyzany refa dinihana?? Fanontaniana tsy voavaliko izay, raha mahatsiaro anle case keliko any ambany ravi-manga iny de tena tsis toerana asiana ny 1/10 ny entan'ny famille standard vazah. Fa refa dinihiko ko de aleo malalaka ny trano no tsara, fa hoatry ny manapoizina mihits ireo fatin'entana antapitrisany reto (mbola andoavana assurances koa io hihi). aleoko kidoro ray latabatra ray cuisiniere aradalana, sy ny fanaka ilaina (essentiels) rehetra de ampy. Asa re ho anareo fa de zay ny fiheverako azy. nilsen RHEVI

0 Comments:

Post a Comment

<< Home