Friday, September 02, 2005


Manasa hisakafo e


Hehe, manasa anareo rehetra @ ty sakafo mahafinaritra ty e!!!
Indro zany ny sakafo ankafizin'vazah hihi. Miala tsiny aloha fa tena tsy nahalatsaka ny tenanay e, mba saika hiala oainn ihany hoe mba hiseho handrapaka fa saingy vao niditra t@ iray de e e ee, tsy mande mitsy e
Asa aloha nareo fa za aloha de tena hafa mihitsy ny ao antsaiko fa hoe hihinana akorandriaka zany tena hoatran'tsa lasa ka. hoatran'hitako ery le escargot bavata be mandende eo amin'ny sisitrano eo andavaranganay, maditidity sy mandranondranoka ery nedala sady mitsangana le tandrony kely 2 reny hihi. de izy mihits io, sakafo vazah hihi. Ny tsirony aloha tsy de misy tsirony fa hoatran'reny hena semi-caoutchou reny le izy, de misy fofona hoatran'ny ravimbomanga reny, asa aloha fa de MAZOTOA HOMANA DAHOLO e, hihihi
nilsen RHEVI

3 Comments:

At 1:33 PM, Blogger Vaomiera said...

Ity koa izany le sokirina @ sotro rovitra sa trohana tahaka ny huitres?
Io ve hahavoky le?

 
At 7:10 PM, Blogger Dr nils said...

atao masikita ngambany no tena mampety an'lery, sady atao le saignant reny hahaha

 
At 8:07 PM, Blogger Unknown said...

source protein tsara io Rakoto an! Ataovy be tongolo gasy sy dipoavatra rehefa mahery fofona e! Azo atao tsaky toaka tsara io ho an'izay tia misikotsikotra.

 

Post a Comment

<< Home