Friday, April 15, 2005

Zay aho vao tonga fa aza matahotra

Zao indray aho vao hitanareo miala tsiny fa somary sahirana t@ fianarana moa zany hoe vita mo ny fanadinana de eto @ zay tsika mianakavy De mahereza daholo fa de izay mo no tena azontsika ifanaovana @ zao andro efa sarotra izao, de manantena antsika rehetra zany e, de bon courage daholo e
By Nilsen RHEVI at http://nilsen.home.ro

0 Comments:

Post a Comment

<< Home