Tuesday, April 12, 2005


4D Dimension, io indray no kilalao logiciel ianaranay @ izo fotoana izao. Izy io izany raha dinihina de logiciel de developement na base de données sous Mac sy PC compatibles. Afaka mianatra azy isika fa afaka maka 4DEvaluation, fa moa ve ilaintsika zany @ ty hoe compatible Mac sy PC ity ??
By Nilsen RHEVI at http://nilsen.home.ro

0 Comments:

Post a Comment

<< Home